Isaiah 63:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no mena ny fitafianao, ary tahaka ny an’izay manosihosy ao amin’ny famiazam-boaloboka ny akanjonao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no misy mena ity fitafianao, ary tahaka ny an’izay manosy eo amin’ny famiazam-boaloboka ny akanjonao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Nahoana no mena ny akanjonao ary nahoana ny fitafianao no tahaka ny an’ny mpanosihosy voaloboka ao amin’ny famiazam-boaloboka?
Malagasy Bible 1865
Nahoana no mena ny fitafianao, ary ny akanjonao no tahaka ny an'izay manosihosy ny famiazam-boaloboka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no mena ny fitafianao, ary tahaka ny an’izay manosihosy ao amin’ny famiazam-boaloboka ny akanjonao?
malagasy
Nahoana no mena ny fitafianao, ary ny akanjonao no tahaka ny an'izay manosihosy ny famiazam-boaloboka?