Isaiah 63:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa ato am-poko ny andro hamaliako ary tonga ny taonan’ny fanavotako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria andro famaliana no tato am-poko; ary efa tonga ny taom-panavotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa efa tao am-poko tao izao andro famaliana izao, satria tonga ny taona hanavotako ny vahoakako.
Malagasy Bible 1865
Fa efa ato am-poko ny andro hamaliako, ary tonga ny taonan'ny voavotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa ato am-poko ny andro hamaliako ary tonga ny taonan’ny fanavotako.
malagasy
Fa efa ato am-poko ny andro hamaliako, ary tonga ny taonan'ny voavotro.