Isaiah 63:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy: Oloko tokoa ireo, dia zanaka tsy mba handainga! Dia tonga Mpamonjy azy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Izy: «Eny, oloko izy ireo, zanaka tsy mba hivadika!» Ka dia Mpamonjy ho azy ireo Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny TOMPO ny amin’ny Israelita hoe: «Tena vahoakako tokoa ianareo, zanaka tsy handiso fanantenana Ahy.» Ka dia tonga Mpamonjy azy ireo ny Tompo
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy: Oloko tokoa ireo, dia zanaka tsy mba handainga; ka dia tonga Mpamonjy azy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy: Oloko tokoa ireo, dia zanaka tsy mba handainga! Dia tonga Mpamonjy azy Izy.
malagasy
Fa hoy Izy: Oloko tokoa ireo, dia zanaka tsy mba handainga; ka dia tonga Mpamonjy azy Izy.