Isaiah 64:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tahaka ny fandevon’ny afo ny tapa-kazo maina sy ny fampangotraky ny afo ny rano; mba ho fampahafantarana ny fahavalonao ny anaranao ka hangovitra eo anoloanao ny Jentilisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny afo mampirehitra ny hazo maina, tahaka ny afo mampangotraka ny rano; mba hampahafantaranao ny fahavalonao, ny Anaranao, ka hangovitan’ny firenena eo anatrehanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho toy ny afo mampirehitra kitay rantsan-kazo na mampangotraka rano anie Ianao; ka ho fantatry ny fahavalonao ny lazanao ary hangovitra eo anatrehanao ny firenen-kafa,
Malagasy Bible 1865
Dia tahaka ny fandevon'ny afony tapa-kazo maina sy ny fampangotraky ny afo ny rano mba hampahafantatra ny fahavalonao ny anaranao ka hangovitra eo anoloanao ny jentilisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tahaka ny fandevon’ny afo ny tapa-kazo maina sy ny fampangotraky ny afo ny rano; mba ho fampahafantarana ny fahavalonao ny anaranao ka hangovitra eo anoloanao ny Jentilisa.
malagasy
Dia tahaka ny fandevon'ny afony tapa-kazo maina sy ny fampangotraky ny afo ny rano mba hampahafantatra ny fahavalonao ny anaranao ka hangovitra eo anoloanao ny jentilisa.