Isaiah 64:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tranonay masina sady mendrika, izay nideran’ny razanay Anao, dia voadoron’ny afo, ary rava ny zavatray sarobidy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tranonay masina sy be voninahitra, izay nankalazan’ny razanay ny fiderana Anao, efa nodoran’ny afo, ary ny zavatra maminay rava avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tempoly masina sady mamirapiratra izay nanaovan’ny razanay hira fiderana Anao dia kilan’ny afo, ary ny zava-drehetra maminay indrindra dia rava avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ny tranonay masina sady mendrika, Izay nideran'ny razanay Anao, dia voadotry ny afo, ary rava ny zavatray mahafinaritra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tranonay masina sady mendrika, izay nideran’ny razanay Anao, dia voadoron’ny afo, ary rava ny zavatray sarobidy rehetra.
malagasy
Ny tranonay masina sady mendrika, Izay nideran'ny razanay Anao, dia voadotry ny afo, ary rava ny zavatray mahafinaritra rehetra.Ary mbola mahatsindry fo amin'izany zavatra izany ihany va Hianao, Jehovah ô? Hangina va Hianao ka hampahory anay mafy loatra?