Isaiah 64:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mbola mahatsindry fo amin’izany zavatra izany ihany va Ianao, TOMPO ô? Hangina va Ianao ka hampahory anay mafy loatra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia mbola hahatsindry fo ihany va Ianao amin’izany rehetra izany, ry Iaveh? Mbola hangina ihany va Ianao sy hampijaly anay mafy indrindra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo anoloan’ireo fahavoazana rehetra ireo, dia tsy hiraika aminay ve Ianao, TOMPO ô? Mbola hangina ihany ve Ianao ka hampahory anay mafy loatra?
Malagasy Bible 1865
Ary mbola mahatsindry fo amin'izany zavatra izany ihany va Hianao, Jehovah ô? Hangina va Hianao ka hampahory anay mafy loatra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mbola mahatsindry fo amin’izany zavatra izany ihany va Ianao, TOMPO ô? Hangina va Ianao ka hampahory anay mafy loatra?
malagasy
Ary mbola mahatsindry fo amin'izany zavatra izany ihany va Hianao, Jehovah ô? Hangina va Hianao ka hampahory anay mafy loatra?