Isaiah 64:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nanao zava-mahatahotra izay tsy nantenainay Ianao dia nidina ka niempo teo anoloanao ny tendrombohitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’ny fahavitanao zava-mahatahotra, tsy azo nampoizina; endrey raha midina Ianao dia hihozongozona eo anoloanao ny tendrombohitra!-
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
rehefa nanao zava-mahatahotra izay tsy nampoizinay akory Ianao. Eny, hidina tokoa Ianao, Tompo ô, ka hihorohoro eo anatrehanao ny tendrombohitra.
Malagasy Bible 1865
Raha nanao zava-mahatahotra izay tsy nantenainay Hianao, dia nidina, ka nihorohoro teo anoloanao ny tendrombohitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nanao zava-mahatahotra izay tsy nantenainay Ianao dia nidina ka niempo teo anoloanao ny tendrombohitra.
malagasy
Raha nanao zava-mahatahotra izay tsy nantenainay Hianao, dia nidina, ka nihorohoro teo anoloanao ny tendrombohitra.