Isaiah 64:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hatrizay hatrizay dia tsy mbola nisy nandre, na naheno, na nahita maso, izay Andriamanitra miasa ho an’ny miandry Azy, afa-tsy Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
zavatra izay mbola tsy re tsaika akory! Tsy mbola nisy sofina nandre, tsy nisy maso nahita, izay andriamanitra hafa manao toy izany, ho an’ny manantena azy, afa-tsy Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hatrizay hatrizay dia tsy mbola henon’ny olona na ren’ny sofiny na hitan’ny masony izay Andriamanitra hafa noho Ianao nahavita izany tamin’izay matoky Azy.
Malagasy Bible 1865
Fa hatrizay hatrizay dia tsy mbola ren'ny olona, na nohenoiny, Na hitan'ny masony, Izay Andriamanitra miasa ho an'ny miandry Azy afa-tsy Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hatrizay hatrizay dia tsy mbola nisy nandre, na naheno, na nahita maso, izay Andriamanitra miasa ho an’ny miandry Azy, afa-tsy Ianao.
malagasy
Fa hatrizay hatrizay dia tsy mbola ren'ny olona, na nohenoiny, Na hitan'ny masony, Izay Andriamanitra miasa ho an'ny miandry Azy afa-tsy Hianao. [Na: niempo]