Isaiah 64:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa samy tahaka ny olo-maloto izahay rehetra, ary tahaka ny lamba mihosin-dra ny fahamarinanay rehetra; malazo tahaka ny ravina izahay rehetra ary mipaoka anay tahaka ny rivotra ny helokay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izahay rehetra dia efa tahaka ny olona maloto; ary ny fahamarinanay rehetra, toy ny akanjo maloto. Malazo toy ny ravina avokoa izahay, ary ny helokay, mipaoka anay toy ny rivotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy efa tahaka ny olo-maloto izahay rehetra, ary tahaka ny lamba mihosin-dra ny asa soa rehetra mba vitanay. Paohin’ny helokay izahay rehetra toy ny ravin-kazo maina paohin’ny tadio.
Malagasy Bible 1865
Fa samy efa tahaka ny olo-maloto izahay rehetra, ary tahaka ny lamba mihosin-drà ny fahamarinanay rehetra; Malazo tahaka ny ravina izahay rehetra, ary ny helokay mipaoka anay tahaka ny rivotra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa samy tahaka ny olo-maloto izahay rehetra, ary tahaka ny lamba mihosin-dra ny fahamarinanay rehetra; malazo tahaka ny ravina izahay rehetra ary mipaoka anay tahaka ny rivotra ny helokay.
malagasy
Fa samy efa tahaka ny olo-maloto izahay rehetra, ary tahaka ny lamba mihosin-drà ny fahamarinanay rehetra; Malazo tahaka ny ravina izahay rehetra, ary ny helokay mipaoka anay tahaka ny rivotra,