Isaiah 64:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy olona miantso ny anaranao na mifoha hifikitra Aminao. Fa efa nanafina ny tavanao taminay Ianao ka nandevona anay noho ny helokay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy olona niantso ny Anaranao, nifoha mba hifikitra aminao. Fa nafeninao taminay ny Tavanao, ary navelanao ho levona ao anatin’ny fahotana izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy niantso ny anaranao intsony na nahatsiaro hifikitra aminao, satria nandà ny hijery anay Ianao ary namela anay handevozin’ny helokay.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy miantso ny anaranao, na mifoha hifikitra aminao; fa efa nanafina ny tavanao taminay Hianao ka nandevona anay noho ny helokay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy olona miantso ny anaranao na mifoha hifikitra Aminao. Fa efa nanafina ny tavanao taminay Ianao ka nandevona anay noho ny helokay.
malagasy
Tsy misy miantso ny anaranao, na mifoha hifikitra aminao; fa efa nanafina ny tavanao taminay Hianao ka nandevona anay noho ny helokay.