Isaiah 64:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ankehitriny TOMPO ô, Rainay Ianao; izahay dia tanimanga, ary Ianao no mpanefy anay. Asan’ny tananao izahay rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ankehitriny, Iaveh ô, Rainay Ianao; tanimanga izahay, ary Ianao no ilay nanefy anay; asan-tananao avokoa izahay rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia izany aza anefa, TOMPO ô, Ianao no Rainay; tanimanga izahay, fa Ianao no mpanefy ary asan’ny tananao izahay rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny, Jehovah ô, rainay Hianao; izahay dia tanimanga, ary Hianao no mpanefy anay, ary asan'ny tananao izahay rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ankehitriny TOMPO ô, Rainay Ianao; izahay dia tanimanga, ary Ianao no mpanefy anay. Asan’ny tananao izahay rehetra.
malagasy
Fa ankehitriny, Jehovah ô, rainay Hianao; izahay dia tanimanga, ary Hianao no mpanefy anay, ary asan'ny tananao izahay rehetra.