Isaiah 64:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza dia tezitra mafy loatra TOMPO ô, ary aza dia mahatsiaro heloka mandrakizay; miangavy Anao izahay, tsinjovy, fa olonao izahay rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza tafahoatra amin’ny hatezeranao Ianao, ry Iaveh, ary aza dia tsarovanao mandrakizay ny helokay. Jereo ange fa vahoakanao avokoa izahay rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, aza vinitra loatra aminay ary aza tsarovana hatrany ny helokay; mba tsinjovy re izahay vahoakanao rehetra.
Malagasy Bible 1865
Aza dia tezitra mafy loatra, Jehovah ô. Ary aza dia mahatsiaro heloka mandrakizay; masina Hianao, tsinjovy, fa olonao izahay rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza dia tezitra mafy loatra TOMPO ô, ary aza dia mahatsiaro heloka mandrakizay; miangavy Anao izahay, tsinjovy, fa olonao izahay rehetra.
malagasy
Aza dia tezitra mafy loatra, Jehovah ô. Ary aza dia mahatsiaro heloka mandrakizay; masina Hianao, tsinjovy, fa olonao izahay rehetra.