Isaiah 64:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tany efitra ireo tanànanao masina; eny, tonga tany efitra i Ziona ary lao i Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo tanàna masina, tonga efitra; i Siôna zary efitra, i Jerosalema, tany maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga aolo ireo tanànanao masina, tonga taniefitra i Tsiôna ary tonga lao i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Tonga efitra ireo tanànanao masina, Eny, tany lavavolo Ziona, ary efa lao Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tany efitra ireo tanànanao masina; eny, tonga tany efitra i Ziona* ary lao i Jerosalema.
malagasy
Tonga efitra ireo tanànanao masina, Eny, tany lavavolo Ziona, ary efa lao Jerosalema.