Isaiah 65:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Notadiavin’izay tsy naniry Aho ary hitan’izay tsy nitady; hoy Aho tamin’ny firenena izay tsy niantso ny anarako: Inty Aho! Inty Aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nekeko hotadiavin’izay tsy nangataka ahy aho, nety ho hitan’ireo tsy nitady ahy aho; Hoy aho: «Inty aho, Inty aho!» tamin’ny firenena izay tsy nitondra ny anarako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO hoe: Efa vonona hamaly Aho saingy tsy nisy nanontany; efa niandry Aho, saingy tsy nisy nitady fanampiana tamiko; koa firenena izay tsy niantso Ahy akory no nanambarako hoe: «Inty Aho! Inty Aho!»
Malagasy Bible 1865
Notadiavin'zay tsy naniry Aho sy hitan'izay tsy nitady; hoy Izaho tamin'ny firenena izay tsy nantsoina tamin'ny anarako: Inty Aho! Inty Aho!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Notadiavin’izay tsy naniry Aho ary hitan’izay tsy nitady; hoy Aho tamin’ny firenena izay tsy niantso ny anarako: Inty Aho! Inty Aho!
malagasy
[Ny fandavan'i Jehovah ny maro noho ny fanao tsy marina narahiny, sy ny fitahiana kasainy ho amin'ny mibebaka] Notadiavin'zay tsy naniry Aho sy hitan'izay tsy nitady; hoy Izaho tamin'ny firenena izay tsy nantsoina tamin'ny anarako: Inty Aho! Inty Aho!