Isaiah 65:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tonga fiandrasana ondry i Saròna, ary ho fandrian’omby ny lohasahan’i Akora, ho an’ny oloko izay nitady Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Sarôna no hatao vala ho an’ny ondry, ary ny lohasahan’i Akora no hatao tany fiandrasana omby, ho an’ny oloko, izay nitady Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho an’ny vahoakako izay nitady Ahy dia hanjary saha fiandrasana ondry i Sarôna, ary hanjary valan’omby ny lohasaha Hakôra.
Malagasy Bible 1865
Sarona ho tonga fiandrasana ondry ary ny lohasaha akora ho fandrian'omby, ho an'ny oloko izay nitady Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tonga fiandrasana ondry i Saròna, ary ho fandrian’omby ny lohasahan’i Akora, ho an’ny oloko izay nitady Ahy.
malagasy
Sarona ho tonga fiandrasana ondry ary ny lohasaha akora ho fandrian'omby, ho an'ny oloko izay nitady Ahy.