Isaiah 65:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hotendreko ho voan’ny sabatra ianareo ka hahohoka hovonoina avokoa, satria niantso Aho nefa tsy namaly ianareo, niteny Aho nefa tsy nihaino ianareo, fa nanao izay ratsy teo imasoko, ary izay tsy sitrako no nofidinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
atolotro ho an’ny sabatra ianareo, ka hiondrika hovonoina avokoa. Satria miantso Aho, tsy novalianareo, niteny Aho, fa tsy nohenoinareo; fa izay ratsy eo imasoko no nataonareo, ary izay tsy sitrako no nofidinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hatolotro ho voan’ny sabatra ianareo ka haringana avokoa eo am-pandohalehana, satria nantsoiko ianareo fa tsy namaly ary nitenenako fa tsy nihaino. Izay ratsy eo imasoko no nataonareo, ary izay tsy sitrako no nofidinareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hotendreko ho voan'ny sabatra ianareo ka hankohofina hovonoina avokoa, satria niantso Aho, fa tsy namaly ianareo, niteny Aho, fa tsy nihaino ianareo, fa nanao izay ratsy eo imasoko, ary izay tsy sitrako no nofidinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hotendreko ho voan’ny sabatra ianareo ka hahohoka hovonoina avokoa, satria niantso Aho nefa tsy namaly ianareo, niteny Aho nefa tsy nihaino ianareo, fa nanao izay ratsy teo imasoko, ary izay tsy sitrako no nofidinareo.
malagasy