Isaiah 65:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
indro, hihoby ny mpanompoko noho ny haravoan’ny fo, fa ianareo kosa dia hitoloko noho ny alahelom-po, ary hidradradradra noho ny fahoriam-panahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mpanompoko hihira noho ny hafalian’ny fony, ianareo kosa hikiakiaka noho ny fahorian’ny fonareo; sy hidradradradra noho ny fangitakitaky ny fanahinareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ny mpanompoko hihorakora-pifaliana noho ny hasambarana ao am-pony, fa ianareo kosa hiantsoantso noho ny alahelom-po sy hikiakiaka noho ny fanahy torotoro.
Malagasy Bible 1865
Indro, ny mpanompoko hihoby noho ny faharavoam-po, fa ianareo kosa hitoloko noho ny alahelom-po sy hidradradradra noho ny fahoriam-panahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
indro, hihoby ny mpanompoko noho ny haravoan’ny fo, fa ianareo kosa dia hitoloko noho ny alahelom-po, ary hidradradradra noho ny fahoriam-panahy.
malagasy
Indro, ny mpanompoko hihoby noho ny faharavoam-po, fa ianareo kosa hitoloko noho ny alahelom-po sy hidradradradra noho ny fahoriam-panahy.[Heb. fanaintanam-po][Heb. fahatorotoroam-panahy]