Isaiah 65:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamela ny anaranareo ho fanozonana amin’ireo voafidiko ianareo, ary hahafaty anao NY TOMPO Andriamanitra. Fa ny mpanompony kosa dia homeny anaram-baovao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny anaranareo dia havelanareo hatao fiozonana eo amin’ireo voafidiko; ary ianao hovonoin’i Iaveh Tompo; fa ireo mpanompony kosa hantsoiny amin’ny anarana hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo amin’ny olom-boafidiko dia hatao ohatra ny anaranareo amin’ny fomba fanozonana toy izao: «Hovonoin’ny Tompo ANDRIANANAHARY tahaka an-dRanona na Ranona anie ianao!» Ho fanasoavana ny mpanompoko kosa dia anarana hafa no hotononina aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hamela ny anaranareo ho fiozonana amin'ireo voafidiko ianareo, ary hahafaty anao Jehovah Tompo; fa ny mpanompony kosa dia homeny anaram-baovao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamela ny anaranareo ho fanozonana amin’ireo voafidiko ianareo, ary hahafaty anao NY TOMPO Andriamanitra. Fa ny mpanompony kosa dia homeny anaram-baovao;
malagasy
Ary hamela ny anaranareo ho fiozonana amin'ireo voafidiko ianareo, ary hahafaty anao Jehovah Tompo; fa ny mpanompony kosa dia homeny anaram-baovao;