Isaiah 65:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro Aho mahary lanitra vaovao sy tany vaovao; tsy hotsarovana intsony ny taloha, na ho tonga ao an-tsaina akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indro mahary lanitra vaovao sy tany vaovao Aho, ka ny zavatra taloha dia tsy hotsarovana intsony, na ho mby ao an-tsaina akory aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa indro Aho mahary habakabaka vaovao sy tany vaovao ka tsy hotsarovana intsony ny habakabaka sy tany taloha na ho mby ao an-tsaina akory aza.
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, Izaho mahary lanitra vaovao sy tany vaovao, ka dia tsy hotsarovana intsony ny taloha, na ho mby ao an-tsaina akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro Aho mahary lanitra vaovao sy tany vaovao; tsy hotsarovana intsony ny taloha, na ho tonga ao an-tsaina akory aza.
malagasy
Fa, indro, Izaho mahary lanitra vaovao sy tany vaovao, ka dia tsy hotsarovana intsony ny taloha, na ho mby ao an-tsaina akory aza.