Isaiah 65:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mifalia kosa, ary miravoravoa mandrakizay, satria mahary izany Aho; fa indro, mahary an’i Jerosalema ho fifaliana Aho ary ny olony ho firavoravoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hifaly kosa ianareo, sy hanan-kafaliana mandrakizay, noho izay efa hoarîko: fa indro Aho hahary an’i Jerosalema ho an’ny fifaliana, sy ny vahoakany ho an’ny firavoravoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mifalia sy miravoravoa hatrany ianareo ny amin’ny zavatra izay hoarîko: dia i Jerosalema heni-karavoana ary ny vahoakany heni-kafaliana.
Malagasy Bible 1865
Fa mifalia kosa sy miravoravoa mandrakizay, satria mahary izany Aho; fa, indro, mahary an'i Jerosalema ho fifaliana Aho ary ny olony ho firavoravoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mifalia kosa, ary miravoravoa mandrakizay, satria mahary izany Aho; fa indro, mahary an’i Jerosalema ho fifaliana Aho ary ny olony ho firavoravoana.
malagasy
Fa mifalia kosa sy miravoravoa mandrakizay, satria mahary izany Aho; fa, indro, mahary an'i Jerosalema ho fifaliana Aho ary ny olony ho firavoravoana.