Isaiah 65:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho faly amin’i Jerosalema Aho ary ho ravoravo amin’ny oloko; tsy ho re any intsony ny feo mitomany sy ny feo mitaraina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho faly amin’i Jerosalema Aho, sy ho ravoravo amin’ny vahoakako. Ka tsy misy ho re ao intsony, na ny feo mitomany na ny antsom-pahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho koa hiravo amin’i Jerosalema sy hifaly amin’ny vahoakako. Fa tsy ho re ao Jerosalema intsony na ny tomany na ny kiakiakam-pitarainana.
Malagasy Bible 1865
Dia ho faly amin'i Jerosalema Aho sy ho ravoravo amin'ny oloko; ary ny feo mitomany tsy ho re any intsony, na ny feo mitaraina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho faly amin’i Jerosalema Aho ary ho ravoravo amin’ny oloko; tsy ho re any intsony ny feo mitomany sy ny feo mitaraina.
malagasy
Dia ho faly amin'i Jerosalema Aho sy ho ravoravo amin'ny oloko; ary ny feo mitomany tsy ho re any intsony, na ny feo mitaraina.