Isaiah 65:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanatsotra hatrany ny tanako Aho tamin’ny firenena mpikomy izay mandeha amin’ny lalana tsy tsara araka ny fisainany ihany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namela-tanana tontolo andro aho, mankamin’ny vahoaka niodina, mankamin’ireo mizotra amin’ny lalan-dratsy, araka izay sitraky ny sainy; mankamin’ny vahoaka mihaika ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanolo-tanana hatrany Aho tamina vahoaka mpikomy, dia olona manaraka ny lalan-dratsiny sady mirona amin’ny saim-pantany.
Malagasy Bible 1865
Namelatra ny tanako mandritra ny andro Aho tamin'ny firenena miodina, izay mandeha amin'ny lalana tsy tsara araka ny fisainany ihany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanatsotra hatrany ny tanako Aho tamin’ny firenena mpikomy izay mandeha amin’ny lalana tsy tsara araka ny fisainany ihany,
malagasy
Namelatra ny tanako mandritra ny andro Aho tamin'ny firenena miodina, izay mandeha amin'ny lalana tsy tsara araka ny fisainany ihany,