Isaiah 65:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanao trano ny olona ka hitoetra ao; ary hanao tanim-boaloboka ny olona ka hihinana ny vokatra aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanao trano izy, dia izy no honina ao; hamboly voaloboka izy, dia izy no hihinana ny vokany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanao trano ny vahoakako, ka hitoerany tokoa izany; hamboly voaloboka izy ka hihinana tokoa ny vokany.
Malagasy Bible 1865
Hanao trano ny olona ka hitoetra ao; Ary hanao tanim-boaloboka ny olona ka hihinana ny vokatra aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanao trano ny olona ka hitoetra ao; ary hanao tanim-boaloboka ny olona ka hihinana ny vokatra aminy.
malagasy
Hanao trano ny olona ka hitoetra ao; Ary hanao tanim-boaloboka ny olona ka hihinana ny vokatra aminy.