Isaiah 65:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiara-komana ny amboadia sy ny zanak’ondry, ary hihina-mololo tahaka ny omby ny liona, ary ny menarana dia vovoka no ho fihinany; tsy handratra na hanimba manerana ny tendrombohitro masina izy, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amboadia sy ny zanak’ondry hiara-miraotra vilona, ny menarana hihinam-bovoka; ny liona hihinam-bilona hoatra ny omby; ary ny tany no hiveloman’ny bibilava. Ary tsy hisy ratsy na fanimbana hatao, eo amin’ny tendrombohitro masina manontolo, hoy i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiara-miraoka ahitra ny amboadia sy ny zanak’ondry; ny liona hihinam-bilona toy ny omby, ary ny menarana kosa dia vovoka no ho fihinany. Tsy hisy fanaovan-dratsy intsony, hoy AHO, na fanimbàn-javatra intsony, manerana ny tendrombohitro masina!
Malagasy Bible 1865
Ny amboadia sy ny zanak'ondry hiara-komana, Ary ny liona hihina-mololo tahaka ny omby, Ary ny menarana, dia vovoka no ho fihinany; Ary tsy handratra na hanimba eran'ny tendrombohitro masina izy, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiara-komana ny amboadia sy ny zanak’ondry, ary hihina-mololo tahaka ny omby ny liona, ary ny menarana dia vovoka no ho fihinany; tsy handratra na hanimba manerana ny tendrombohitro masina izy, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ny amboadia sy ny zanak'ondry hiara-komana, Ary ny liona hihina-mololo tahaka ny omby, Ary ny menarana, dia vovoka no ho fihinany; Ary tsy handratra na hanimba eran'ny tendrombohitro masina izy, hoy Jehovah.[lopa]