Isaiah 65:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mipetraka any amin’ny fasana izy ary mitoetra mandritra ny alina any am-pierena sady mihinana henan-kisoa, ary ny ron-kena maloto no ao amin’ny loviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mitoetra any anaty fasana, ary mandany ny alina any am-pierena, mihinana hena kisoa, mbamin’ny hanina maloto eo an-doviany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mipetraka any am-pasana izy ireny na misitrika any an-dava-bato amin’ny alina, sady mihinana hena kisoa ary manisy ron-kena maloto ao an-doviany.
Malagasy Bible 1865
Dia izay mipetraka any amin'ny fasana ary mitoetra mandritra ny alina ao am-pierena, sady mihinana henan-kisoa, ary ny ron'ny hena fahavetavetana no ao amin'ny loviany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mipetraka any amin’ny fasana izy ary mitoetra mandritra ny alina any am-pierena sady mihinana henan-kisoa, ary ny ron-kena maloto no ao amin’ny loviany.
malagasy
Dia izay mipetraka any amin'ny fasana ary mitoetra mandritra ny alina ao am-pierena, sady mihinana henan-kisoa, ary ny ron'ny hena fahavetavetana no ao amin'ny loviany,