Isaiah 65:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, izao no voasoratra eo anatrehako: Tsy hangina Aho mandra-pamaliko anareo; eny, mandra-pamaliko ho ao an-tratranareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa voasoratra eo anatrehako: Tsy hangina aho mandra-pamaliko, mandra-pamaliko ao an-tratran’ireny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro voasoratra eto anatrehako avokoa ireny, koa tsy hangina Aho raha tsy voavaliko ny nataony, ary hovaliako mitafotafo mihitsy aza;
Malagasy Bible 1865
Indro, izao no voasoratra eo anatrehako: Tsy hangina Aho mandra-pamaliko anareo eny, mandra-pamaliko ho ao an-tratranareo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, izao no voasoratra eo anatrehako: Tsy hangina Aho mandra-pamaliko anareo; eny, mandra-pamaliko ho ao an-tratranareo
malagasy
Indro, izao no voasoratra eo anatrehako: Tsy hangina Aho mandra-pamaliko anareo eny, mandra-pamaliko ho ao an-tratranareo [Heb. azy][Heb. tratrany]