Isaiah 65:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny helokareo sy ny heloky ny razanareo koa, hoy NY TOMPO, dia izay olona nandoro ditin-kazo manitra teny an-tendrombohitra, ary nihantsy Ahy teny amin’ny havoana; eny, hamatra ny valin’ny asany ho ao an-tratrany Aho aloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny helokareo mbamin’ny heloky ny razanareo, hoy i Iaveh, ny razanareo izay nandotra emboka, teny an-tendrombohitra, sy naniratsira Ahy teny amin’ny havoana; hafatrako ao an-tratrany, ny valin’ny fitondran-tena nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka indray hatsingeriko aminy, hoy Aho, ny heloka vitany sy ny heloky ny razany. Satria ireto koa efa nandoro zava-manitra mifangaro ho an’ny sampy teny an-tendrombohitra sy nihantsy Ahy teny amin’ny havoana; ka dia ho fatra mitafotafo mihitsy no hasetriko ny fitondrantenany fahiny!
Malagasy Bible 1865
Ny helokareo sy ny heloky ny razanareo koa, hoy Jehovah, dia izay olona nandoro ditin-kazo manitra teny an-tendrombohitra ary nihaika Ahy teny amin'ny havoana; eny, hamatra ny valin'ny asany ho ao an-tratrany Aho aloha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny helokareo sy ny heloky ny razanareo koa, hoy NY TOMPO, dia izay olona nandoro ditin-kazo manitra teny an-tendrombohitra, ary nihantsy Ahy teny amin’ny havoana; eny, hamatra ny valin’ny asany ho ao an-tratrany Aho aloha.
malagasy