Isaiah 66:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hinonoanareo sy hivokisanareo amin’ny nonony mahafaly; eny, mba higoka ianareo ka hiravoravo amin’ny haben’ny voninahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hinonoanareo sy hivokisanareo, amin’ny nonon’ny fampiononany; ary mba hankafizanareo amim-pahafinaretana, ny hafenoan’ny voninahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho vokin’ny fampiononana omeny ianareo ary ho finaritra migoka ny zava-tsoa atosany, tahaka ny zaza minono voatambitambin-dreniny.
Malagasy Bible 1865
Mba hinonoanareo sy hivokisanareo amin'ny nonony mahafaly, Eny, mba higoka ianareo, Ka hiravoravo amin'ny haben'ny voninahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hinonoanareo sy hivokisanareo amin’ny nonony mahafaly; eny, mba higoka ianareo ka hiravoravo amin’ny haben’ny voninahiny.
malagasy
Mba hinonoanareo sy hivokisanareo amin'ny nonony mahafaly, Eny, mba higoka ianareo, Ka hiravoravo amin'ny haben'ny voninahiny.