Isaiah 66:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Indro, hitarihako fiadanana tahaka ny ony izy ary ny voninahitry ny firenena, ho tahaka ny renirano tondraka. Hampinonoana ianareo; ary hosakelehina ianareo sady horotsirotsina eo ambony lohalika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria izao no lazain’i Iaveh: Indro hataoko misononoka eo aminy, ny fiadanana hoatra ny ony, sy ny voninahitry ny firenena, hoatra ny renirano tondraka; ka ianareo dia hampinonoina, hotrotroina, ary hosafosafoina eo am-pofoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao tokoa no lazain’ny TOMPO: «Indro hotarihiko hankao Jerosalema ny fiadanana ka hihanaka toy ny ony; ny haren’ny firenen-kafa hotarihiko hankao ka ho tondraka toy ny renirano. Hikarakara fatratra anareo Aho toy ny ataon-dreny mampinono ny zanany ka mitondra azy eo an-trotroany sy mandrotsirotsy azy eo am-pofoany.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah: Indro, hitarihako fiadanana tahaka ny ony izy, Ary ny voninahitry ny firenena tahaka ny renirano tondraka, Ka hinono ianareo; Ary hosakalehina ianareo sady hohindrahindraina eo ambony lohalika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Indro, hitarihako fiadanana tahaka ny ony izy ary ny voninahitry ny firenena, ho tahaka ny renirano tondraka. Hampinonoana ianareo; ary hosakelehina ianareo sady horotsirotsina eo ambony lohalika.
malagasy