Isaiah 66:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny olona ampiononin’ny reniny no hampiononako anareo; eny, ao Jerosalema no hampiononana anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoatra ny olona alan-dreniny alahelo, no hanalako alahelo anareo, ka dia ho afaka alahelo ao Jerosalema ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ho toy ny reny mampionona ny zanany no hampiononako anareo koa; ary ao Jerosalema no hampiononako anareo!
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny olona ampiononin-dreniny No hampiononako anareo; Eny, ao Jerosalema no hampiononana anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny olona ampiononin’ny reniny no hampiononako anareo; eny, ao Jerosalema no hampiononana anareo.
malagasy
Tahaka ny olona ampiononin-dreniny No hampiononako anareo; Eny, ao Jerosalema no hampiononana anareo.