Isaiah 66:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izaho mahalala ny asany sy ny heviny. Ary ho avy ny fotoana hamoriana ny Jentilisa rehetra sy ny samihafa fiteny; ho avy ireo ka hahita ny voninahitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Izaho mahalala ny asany aman-kevitr’izy ireo! Tonga ny fotoana hamoriana ny firenena rehetra mbamin’ny samy hafa fiteny rehetra. Ho avy izy ireo ka hahita ny voninahitro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa ny TOMPO hoe: «Tonga Aho hanangona ny firenen-kafa rehetra sy ny samihafa fiteny rehetra, ka ho avy ireny mba hahita ny voninahitro.
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho dia hamaly ny asany sy ny heviny, Ho avy ny hamoriana ny jentilisa rehetra sy ny samy hafa fiteny; Dia ho avy ireo ka hahita ny voninahitro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izaho mahalala ny asany sy ny heviny. Ary ho avy ny fotoana hamoriana ny Jentilisa* rehetra sy ny samihafa fiteny; ho avy ireo ka hahita ny voninahitro.
malagasy
Fa Izaho dia hamaly ny asany sy ny heviny, Ho avy ny hamoriana ny jentilisa rehetra sy ny samy hafa fiteny; Dia ho avy ireo ka hahita ny voninahitro.[Na: mahalala]