Isaiah 66:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary avy amin’ireo aza no hakako ho mpisorona sy levita, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary misy halaiko aza amin’izy ireo, ho mpisorona sy Levita, hoy i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary amin’ireo hafa firenena ireo koa, hoy AHO, dia hisy hofidiko ho mpisorona sy levita.»
Malagasy Bible 1865
Ary avy amin'ireo aza no hakako ho mpisorona sy Levita, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary avy amin’ireo aza no hakako ho mpisorona sy levita*, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary avy amin'ireo aza no hakako ho mpisorona sy Levita, hoy Jehovah.