Isaiah 66:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao, izay hataoko ka haharitra eo anatrehako, hoy NY TOMPO, dia toy izany no haharetan’ny taranakareo sy ny anaranareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tahaka ny lanitra vaovao, sy ny tany vaovao efa hoarîko, haharitra eo anatrehako, - teny marin’i Iaveh,- no haharetan’ny taranakareo sy ny anaranareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny teny hentitry ny TOMPO hoe: «Ny taranakareo sy ny lazanareo dia haharitra eo anatrehako, tahaka ny haharetan’ny habakabaka vaovao sy tany vaovao izay hataoko.
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao, izay hataoko, no haharitra eo anatrehako, hoy Jehovah, Dia toy izany ny haharetan'ny taranakareo sy ny anaranareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao, izay hataoko ka haharitra eo anatrehako, hoy NY TOMPO, dia toy izany no haharetan’ny taranakareo sy ny anaranareo.
malagasy
Fa tahaka ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao, izay hataoko, no haharitra eo anatrehako, hoy Jehovah, Dia toy izany ny haharetan'ny taranakareo sy ny anaranareo.