Isaiah 66:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary isaky ny voaloham-bolana sy isan-tSabata dia ho avy hiankohoka eo anatrehako ny nofo rehetra, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Isaky ny voalohan’ny volana isaky ny voalohan’ny volana, sy isan-tsabata isan-tsabata, ho avy hiankohoka eo anatrehako ny nofo rehetra, hoy i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay, hoy AHO isaky ny tonga ny tsinam-bolana sy ny sabata, dia ho avy hiankohoka eo anatrehako ny olombelona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary isaky ny voaloham-bolana sy isan-tsabata; Dia ho avy ny nofo rehetra hiankohoka eo anatrehako, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary isaky ny voaloham-bolana sy isan-tSabata dia ho avy hiankohoka eo anatrehako ny nofo rehetra, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary isaky ny voaloham-bolana sy isan-tsabata; Dia ho avy ny nofo rehetra hiankohoka eo anatrehako, hoy Jehovah.Ary hivoaka izy ireny ka hijery ny fatin'ny olona izay efa niodina tamiko; Fa ny kankany tsy ho faty, ary ny afony tsy hovonoina, Ary hataon'ny nofo rehetra ho fahavetavetana izy.