Isaiah 66:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa hivoaka izy ireny dia hahita ny fatin’ny olona izay efa nikomy Tamiko; fa tsy ho faty ny kankany, tsy hovonoina ny afony, ary hataon’ny nofo rehetra ho fahavetavetana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nivoaka izy ireo, dia hahita ny fatin’ireo olona niodina tamiko; fa ny kankan’ireny tsy ho faty ny afony tsy hovonoina, ary izy dia ho zava-maharikoriko amin’ny nofo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha sendra misy mivoaka ny tanàna, dia hahita ny fatin’ny olona izay nikomy tamiko; fa ny kankana mihinana azy tsy ho faty, ary ny afo mandoro azy tsy ho levona, ka hahatsiravina ny olona rehetra ireo.»
Malagasy Bible 1865
Ary hivoaka izy ireny ka hijery ny fatin'ny olona izay efa niodina tamiko; Fa ny kankany tsy ho faty, ary ny afony tsy hovonoina, Ary hataon'ny nofo rehetra ho fahavetavetana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa hivoaka izy ireny dia hahita ny fatin’ny olona izay efa nikomy Tamiko; fa tsy ho faty ny kankany, tsy hovonoina ny afony, ary hataon’ny nofo rehetra ho fahavetavetana izy.
malagasy
Ary hivoaka izy ireny ka hijery ny fatin'ny olona izay efa niodina tamiko; Fa ny kankany tsy ho faty, ary ny afony tsy hovonoina, Ary hataon'ny nofo rehetra ho fahavetavetana izy.