Isaiah 66:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tahaka izany kosa no hifidianako ny fampahoriana azy sy handatsahako ny fahatahorany ho ao aminy, satria niantso Aho nefa tsy nisy namaly; niteny Aho nefa tsy nihaino izy fa nanao izay ratsy teo imasoko, ary izay tsy sitrako no nofidiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
toy izany koa aho hifidy ny fampahoriana azy sy hampianjera amin’izy ireo ny zavatra atahorany, satria miantso Aho, fa tsy nisy namaly; niteny Aho, fa tsy nohenoin’izy ireo; izay ratsy eo imasoko no nataony; ary izay tsy sitrako no nofidiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho tahaka izany koa no hifidianako ny fampahoriana hampiharina aminy sy handatsahako ny loza mahatahotra azy. Satria niantso azy Aho fa tsy nisy namaly izy, ary niteny taminy Aho fa tsy nohenoiny akory. Izay ratsy eo imasoko ihany no nataony ary izay tsy sitrako no nofidiny.»
Malagasy Bible 1865
Dia tahaka izany kosa no hifidianako ny fampahoriana azy, Sy handatsahako ny fahatahorany ho aminy, Satria niantso Aho, fa tsy nisy namaly, Niteny Aho, fa tsy nihaino izy; Fa nanao izay ratsy eo imasoko, Ary izay tsy sitrako no nofidiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tahaka izany kosa no hifidianako ny fampahoriana azy sy handatsahako ny fahatahorany ho ao aminy, satria niantso Aho nefa tsy nisy namaly; niteny Aho nefa tsy nihaino izy fa nanao izay ratsy teo imasoko, ary izay tsy sitrako no nofidiny.
malagasy