Isaiah 66:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Injany misy horakoraka avy any an-tanàna, misy feo avy ao amin’ny tempoly. Feon’NY TOMPO izany, mamaly ny ataon’ny fahavalony Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Injany misy kotroka sy hahohaho avy any amin’ny tanàna, ary horakoraka avy ao an-tempoly! dia ny feon’i Iaveh, mandoa ny karaman’ireo fahavalony izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Injany misy feo avy any an-tanàna, misy feo avy ao amin’ny tempoly: dia feon’ny Tompo Izay mamaly ny nataon’ny fahavalony.
Malagasy Bible 1865
Injany! horakoraka any an-tanàna, Ary feo ao amin'ny tempoly, Dia feon'i Jehovah izay mamaly ny ataon'ny fahavalony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Injany misy horakoraka avy any an-tanàna, misy feo avy ao amin’ny tempoly. Feon’NY TOMPO izany, mamaly ny ataon’ny fahavalony Izy.
malagasy
Injany! horakoraka any an-tanàna, Ary feo ao amin'ny tempoly, Dia feon'i Jehovah izay mamaly ny ataon'ny fahavalony.