Isaiah 66:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola tsy nihetsi-jaza aza izy dia efa niteraka; mbola tsy nanaintaina aza izy dia efa niteraka zazalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola tsy nihetsi-jaza izy, dia efa niteraka; mbola tsy nanaintaina akory, dia efa velon-jazalahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola tsy nihetsi-jaza akory, dia niteraka; ary mbola tsy nanaintaina akory, dia velon-jaza!
Malagasy Bible 1865
Fony mbola tsy nihetsi-jaza aza izy, dia niteraka; Fony mbola tsy nanaintaina aza izy, dia velon-jazalahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola tsy nihetsi-jaza aza izy dia efa niteraka; mbola tsy nanaintaina aza izy dia efa niteraka zazalahy.
malagasy
Fony mbola tsy nihetsi-jaza aza izy, dia niteraka; Fony mbola tsy nanaintaina aza izy, dia velon-jazalahy.