Isaiah 7:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Isaia: Mihainoa ary, ry taranak’i Davida! Heverinareo ho zavatra kely foana va ny hanasatra ny olona no mbola hanasatra an’Andriamanitro koa ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Izaia: «Mihainoa, ry taranak’i Davida: Mbola tsy ampy anareo va ny mahasasatra ny olombelona, no dia mbola mahasasatra an’Andriamanitra koa ianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Isaià taminy: –Mihainoa ahy ianao sy ny fianakavianao izay samy taranak’i Davida. Moa tsy ampy anareo ve ny manasatra ny olombelona no dia hanasatra an’Andriamanitra koa ianareo?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Isaia: Mihainoa ary, ny taranak'i Davida: Ataonareo ho zavatra kely foana moa ny hanasatra ny olona, No dia hanasatra an'Andriamanitro koa ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Isaia: Mihainoa ary, ry taranak’i Davida! Heverinareo ho zavatra kely foana va ny hanasatra ny olona no mbola hanasatra an’Andriamanitro koa ianareo?
malagasy
Dia hoy Isaia: Mihainoa ary, ny taranak'i Davida: Ataonareo ho zavatra kely foana moa ny hanasatra ny olona, No dia hanasatra an'Andriamanitro koa ianareo?