Isaiah 7:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanana anaka ny virijiny ka hiteraka zazalahy; ny anarany hataony hoe Imanoela, izany hoe: Amintsika Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany dia ny tenan’ny Tompo no hanome famantarana anareo: Indro nanana anaka ny Virjiny, ka miteraka zaza lahy, ary ny anarany hataony hoe Emanoela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany àry, dia ny Tompo mihitsy no hanome famantarana ho anareo: jereo fa hitoe-jaza ny vehivavy ka hiteraka zazalahy ary ny anarany hataony hoe Himanoela, izany hoe «Andriamanitra miaraka amintsika.»
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan'anaka ny virijina ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe Imanoela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanana anaka ny virijiny ka hiteraka zazalahy; ny anarany hataony hoe Imanoela, izany hoe: Amintsika Andriamanitra.
malagasy
Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan'anaka ny virijina ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe Imanoela. [Na: zazavavy][Na: Imanoela = Amintsika Andriamanitra]