Isaiah 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy mbola mahalala handa ny ratsy sy hifidy ny tsara akory izany zaza izany dia ho lao ny tanin’ireo mpanjaka roa maharaiki-tahotra anao ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa alohan’ny hahaizan’io zaza io mandà ny ratsy sy mifidy ny tsara, dia ho rava ny tanin’ireo mpanjaka roa maharaiki-tahotra anao ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy mbola mahalala handà ny ratsy sy hifidy ny tsara akory izany zaza izany, dia hilaozan’ny mponina ny tanin’ireo mpanjaka roa izay mampitahotra anao ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy mbola mahalala handà ny ratsy sy hifidy ny tsara izany zaza izany, Dia ho lao ny tanin'ireo mpanjaka roa maharaiki-tahotra anao ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy mbola mahalala handa ny ratsy sy hifidy ny tsara akory izany zaza izany dia ho lao ny tanin’ireo mpanjaka roa maharaiki-tahotra anao ireo.
malagasy
Fa raha tsy mbola mahalala handà ny ratsy sy hifidy ny tsara izany zaza izany, Dia ho lao ny tanin'ireo mpanjaka roa maharaiki-tahotra anao ireo.