Isaiah 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO hahatonga aminao sy ny olonao ary ny fianakavian’ny rainao izay andro tsy mbola nisy toa azy hatramin’ny andro nialan’i Efraima tamin’ny Joda. Ny mpanjakan’i Asiria izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh hahatonga aminao sy ny vahoakanao ary amin’ny fianakavian-drainao, andro tsy mbola nisy tonga toa azy, hatramin’ny andro nisarahan’i Efraima tamin’i Jodà, - dia ny mpanjakan’i Asiria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa hataon’ny TOMPO tonga aminao sy ny vahoakanao ary ny taranakao ny toe-javatra izay tsy mbola nisy hatramin’ny andro nisarahan’i Joda tamin’ny fanjakan’i Israely ka hatramin’izao, dia ny hanafihan’ny mpanjakan’i Asiria izany.
Malagasy Bible 1865
Jehovah hahatonga aminao sy ny olonao ary ny mpianakavin-drainao Izay andro tsy mbola nisy toa azy Hatramin'ny andro nialan'i Efraima tamin'ny Joda (Dia ny mpanjakan'i Asyria);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO hahatonga aminao sy ny olonao ary ny fianakavian’ny rainao izay andro tsy mbola nisy toa azy hatramin’ny andro nialan’i Efraima tamin’ny Joda. Ny mpanjakan’i Asiria izany.
malagasy
Jehovah hahatonga aminao sy ny olonao ary ny mpianakavin-drainao Izay andro tsy mbola nisy toa azy Hatramin'ny andro nialan'i Efraima tamin'ny Joda (Dia ny mpanjakan'i Asyria);