Isaiah 7:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany, NY TOMPO hisiaka hiantso ny lalitra izay any amin’ny faran’ny onin’i Ejipta, sy ny renitantely izay any amin’ny tany Asiria;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, i Iaveh hisiaka ny lanitra any amin’ny fara lafin’ny onin’i Ejipta, sy ny renitantely, any amin’ny tanin’i Asiria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany ny TOMPO dia hisioka hiantso ny lalitra izay any amin’ny vinany misampana iafaran’ilay onin’i Ejipta; ary hisioka koa Izy hiantso ny renitantely izay any Asiria.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany Jehovah hisiaka hiantso ny lalitra, izay any amin'ny faran'ny onin'i Egypta, sy ny renitantely, izay any amin'ny tany Asyria;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany, NY TOMPO hisiaka hiantso ny lalitra izay any amin’ny faran’ny onin’i Ejipta, sy ny renitantely izay any amin’ny tany Asiria;
malagasy
Ary amin'izany andro izany Jehovah hisiaka hiantso ny lalitra, izay any amin'ny faran'ny onin'i Egypta, sy ny renitantely, izay any amin'ny tany Asyria;