Isaiah 7:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho avy ireo ka samy hipetraka any amin’ny lohasahan-driaka, eny an-tsefatsefaky ny harambato, eny amin’ny fefy tsilo rehetra, ary eny amin’ny saha fiandrasana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho avy ireny, ka hipetraka avokoa eny amin’ny lohasaha mideza, sy eny an-tsefatsefa-karambato, any amin’ny hazo madinika milobolobo, mbamin’ny tany fiandrasana biby rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia indray ho avy ireny ka hipetraka eny an-tevana kisolasola sy eny an-tsefatsefa-bato ary koa eny amin’ny kirihitra rehetra eny sy eny amin’ny toerana rehetra fampisotroam-biby.
Malagasy Bible 1865
Dia ho avy ireo, ka samy hipetraka amin'ny lohasaha lao, sy eny an-tsefatsefaky ny harambato, sy eny amin'ny fefy tsilo rehetra, ary eny amin'ny saha fiandrasana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho avy ireo ka samy hipetraka any amin’ny lohasahan-driaka, eny an-tsefatsefaky ny harambato, eny amin’ny fefy tsilo rehetra, ary eny amin’ny saha fiandrasana rehetra.
malagasy
Dia ho avy ireo, ka samy hipetraka amin'ny lohasaha lao, sy eny an-tsefatsefaky ny harambato, sy eny amin'ny fefy tsilo rehetra, ary eny amin'ny saha fiandrasana rehetra.