Isaiah 7:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho be tokoa ny ronono azo avy amin’ireo ka hihinana rononomandry ny olona; rononomandry sy tantely no ho fihinan’ny olona sisa rehetra ao amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka noho ny habetsahan’ny ronono avy amin’ireny dia tsy hihinana afa-tsy hero-dronono ny olona; fa hero-dronono sy tantely no fihinan’ny olona rehetra tafajanona eo amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka noho ny habetsahan’ny ronono avy aminy dia rononomandry no hohanin’ny olona fa rononomandry sy tantely no ho foto-tsakafo ho an’izay rehetra sisa tavela eto amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary noho ny haben'ny ronono azo avy amin'ireo dia hihinana rononomandry izy; Fa rononomandry sy tantely no ho fihinan'ny olona sisa rehetra ao amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho be tokoa ny ronono azo avy amin’ireo ka hihinana rononomandry ny olona; rononomandry sy tantely no ho fihinan’ny olona sisa rehetra ao amin’ny tany.
malagasy
Ary noho ny haben'ny ronono azo avy amin'ireo dia hihinana rononomandry izy; Fa rononomandry sy tantely no ho fihinan'ny olona sisa rehetra ao amin'ny tany.