Isaiah 7:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’Isaia: Mivoaha ianao sy i Seara-Iasoba zanakao hitsena an’i Ahaza eo amin’ny faran’ny lakandrano amin’ny kamory ambony, eo amin’ny lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamin’i Izaia: «Mivoaha ianao sy i Seara-Jasoba zanakao, hitsena an’i Akaza eo amin’ny faran’ny lakan-dranon’ny kamory ambony. amin’ny lalan’ny sahan’ny mpamotsy lamba;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Isaià: –Mivoaha ny trano ianao mba hitsena an’i Ahaza, dia ianao sy i Seara-Jasoba zanakao lahy, fa efa mby amin’ny lakandrano ambony izy, eo amin’izay lalana mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'Isaia: Mivoaha ianao sy Seara-jasoba zanakao hitsena an'i Ahaza eo amin'ny faran'ny lakan-drano amin'ny kamory ambony, eo amin'ny lalambe mankamin'ny sahan'ny mpamotsy lamba,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’Isaia: Mivoaha ianao sy i Seara-Iasoba zanakao hitsena an’i Ahaza eo amin’ny faran’ny lakandrano amin’ny kamory ambony, eo amin’ny lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba,
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'Isaia: Mivoaha ianao sy Seara-jasoba zanakao hitsena an'i Ahaza eo amin'ny faran'ny lakan-drano amin'ny kamory ambony, eo amin'ny lalambe mankamin'ny sahan'ny mpamotsy lamba,[Seara-jasoba = Hisy sisa hiverina]