Isaiah 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria manam-pikasana hampidi-doza anao i Arama sy i Efraima ary ny zanak’i Remalia ka miteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho i Siria nihevitra hampidi-doza anao mbamin’i Efraima sy ny zana-dRomelia nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Sirianina ary i Peka sy ny Efraîmita dia efa niray tetika tokoa hanisy ratsy anao ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Satria efa nanao saina hampidi-doza aminao Syria sy Efraima ary ny zanak'i Remalia ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria manam-pikasana hampidi-doza anao i Arama sy i Efraima ary ny zanak’i Remalia ka miteny hoe:
malagasy
Satria efa nanao saina hampidi-doza aminao Syria sy Efraima ary ny zanak'i Remalia ka nanao hoe: