Isaiah 7:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andeha isika hananika an’i Joda ka hampaharaiki-tahotra azy ary haka azy ho antsika dia hanangana ny zanak’i Tabeala ho mpanjaka ao afovoany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andeha isika hananika an’i Jodà, ka hampaharaiki-tahotra azy sy hananika azy ary hanangana ny zanak’i Tabeela ho mpanjaka ao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
‹Andeha isika hiakatra hamely an’i Joda mba hampitahotra azy, ka hoterentsika hanaraka antsika izy; dia ilay zanakalahin’i Tabeela no hatsangantsika hanjaka ao aminy.›
Malagasy Bible 1865
Andeha isika hananika an'i Joda ka hampaharaiki-tahotra azy Ary hanafaka azy ho antsika ka hanangana ny zanak'i Tabeala ho mpanjaka ao afovoany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andeha isika hananika an’i Joda ka hampaharaiki-tahotra azy ary haka azy ho antsika dia hanangana ny zanak’i Tabeala ho mpanjaka ao afovoany,
malagasy
Andeha isika hananika an'i Joda ka hampaharaiki-tahotra azy Ary hanafaka azy ho antsika ka hanangana ny zanak'i Tabeala ho mpanjaka ao afovoany,