Isaiah 7:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria ny lohan’i Arama dia i Damaskosy, ary ny lohan’i Damaskosy dia i Rezina. Ary ao anatin’ny dimy amby enimpolo taona dia ho rava i Efraima ka tsy ho vanon-ko firenena intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria fa i Damasa no lohan’i Siria, ary i Rasìna no lohan’i Damasy; ka 65 taona sisa, dia hitsahatra tsy ho vahoaka intsony i Efraima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Damasy manko no renivohitr’i Siria, ary ao ihany i Retsîna no filoha; i Samaria no renivohitr’i Efraîma, ary ao ihany i Peka no filoha. I Efraîma, ao anatin’ny 65 taona, dia tsy ho vanon-ko firenena intsony.› Kanefa raha tsy ny TOMPO no itokianareo, dia tsy ho azo itokiana haharitra koa ianareo.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny lohan'i Syria dia Damaskosy, Ary ny lohan'i Damaskosy dia Rezina (Ary ao anatin'ny dimy amby enim-polo taona dia ho rava ny Efraima ka tsy ho vanon-ko firenena intsony),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria ny lohan’i Arama dia i Damaskosy, ary ny lohan’i Damaskosy dia i Rezina. Ary ao anatin’ny dimy amby enimpolo taona dia ho rava i Efraima ka tsy ho vanon-ko firenena intsony.
malagasy
Fa ny lohan'i Syria dia Damaskosy, Ary ny lohan'i Damaskosy dia Rezina (Ary ao anatin'ny dimy amby enim-polo taona dia ho rava ny Efraima ka tsy ho vanon-ko firenena intsony),