Isaiah 8:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no nolazain’NY TOMPO tamiko raha nihazona ahy mafy ny tanany ka nanariny tsy handeha amin’ny falehan’ity firenena ity aho:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no nolazain’i Iaveh tamiko, raha nandray ahy ny tanany, sy nanoro ahy tsy hanaraka ny lalan’ity firenena ity, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony nihazona ahy ny TOMPO ka nampitandrina ahy tsy hanahaka ny toetoetran’ity vahoaka ity, dia niteny tamiko toy izao:
Malagasy Bible 1865
Fa izao no nolazain'i Jehovah tamiko, raha nanindry ahy mafy ny tànany, Ka nanariny tsy handeha amin'ny falehan'ity firenena ity aho:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no nolazain’NY TOMPO tamiko raha nihazona ahy mafy ny tanany ka nanariny tsy handeha amin’ny falehan’ity firenena ity aho:
malagasy
Fa izao no nolazain'i Jehovah tamiko, raha nanindry ahy mafy ny tànany, Ka nanariny tsy handeha amin'ny falehan'ity firenena ity aho: